✅ Notanterahina ny fandraisana vonjimaika ny fotodrafitrasa trano fidiovana tao amin’ny EPP Ankilivalo, Fokontany Ankilivalo, ny 03 Aogositra 2025 izay hahasoa mpianatra miisa 732.
🤝 Ity asa fanatsarana ny tontolo iainana sy ny fahadiovana ity dia vokatry ny fiaraha-miasa akaiky teo amin’ny MEAH, ny Helvetas Madagascar, ny DREAH Menabe, ny Kaominina ary ny Helvetas Menabe.
🚻 Ireo fitaovana ao anatin’ny trano fidiovana :
• Trano fivoahana
• Toerana fidiovana
• DLM ho an’ny zazavavy sy ho an’ny zazalahy
• Pissoirs ho an’ny zazavavy sy zazalahy
• Fanarim-pako





