Tsimbazaza, 17 Novambra 2025: Tonga namaly ny antson’ny Antenimierampirenena ireo minisitra miisa enina

Tsimbazaza, 17 Novambra 2025: Tonga namaly ny antson’ny Antenimierampirenena ireo minisitra miisa enina

🔹Isany tonga namaly ny fampiantsoana azy teny anivon’ny Antenimierapirenena, ny 17 novambra 2025, ny Ministry ny Rano, ny Fanadiovana ary

Fidinan’ny Minisitra tao amin’ny tobin-dranon’i JIRAMA Lanirano: Fanoloana fantsona 2 km

Fidinan’ny Minisitra tao amin’ny tobin-dranon’i JIRAMA Lanirano: Fanoloana fantsona 2 km

Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin’ny tobim-pamokarana rano JIRAMA Lanirano Ramatoa Minisitra Dr RAZAFINDRIAINIANA Minosoa Anjaratiana Elia, niaraka tamin’ireo solotenam-panjakana, olom-boafidy

Fampandehanana ny Pipeline Mandrare–Sampona : Nisongadina ny fidinana ifotony tao Anôsy

Fampandehanana ny Pipeline Mandrare–Sampona : Nisongadina ny fidinana ifotony tao Anôsy

Nisongadina anio ny fidinana ifotony nataon-dRamatoa Minisitry ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana Dr RAZAFINDRIANIAINA Minosoa Anjaratiana Elia,

Projets Phares

Le pipeline Mandrare Sampona est un projet d’infrastructure hydraulique situé dans le sud de Madagascar, visant à améliorer l’accès à l’eau potable pour les populations locales
Lieu : Districts d’Amboasary Atsimo et d’Ambovombe Androy

L’insuffisance de l’accès aux infrastructures d’Assainissement constitue un problème majeur à Madagascar.

Travaux de construction de points d’eau par forages avec unités de traitement repartis en 7 lots dans la ville d’Antananarivo et ses périphéries.

Le Coin Bon à Savoir