๐”ฝ๐•€๐•๐•†โ„๐•€๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•‚๐•†๐•„๐•€๐•‹๐• โ„•๐”ธ๐•Š๐•€๐•†โ„•๐”ธ๐•ƒ๐• ๐•„โ„™๐”ธโ„•๐”ปโ„๐•€โ„•๐”ปโ„๐”ธ (โ„‚โ„•โ„™) โ„•๐• ๐•‹๐”ผ๐•‹๐•€๐•‚๐”ธ๐•Š๐”ธ ๐•„๐•€๐•†โ„•๐•๐•†

๐”ฝ๐•€๐•๐•†โ„๐•€๐”ธโ„•โ€™โ„•๐• ๐•‚๐•†๐•„๐•€๐•‹๐• โ„•๐”ธ๐•Š๐•€๐•†โ„•๐”ธ๐•ƒ๐• ๐•„โ„™๐”ธโ„•๐”ปโ„๐•€โ„•๐”ปโ„๐”ธ (โ„‚โ„•โ„™) โ„•๐• ๐•‹๐”ผ๐•‹๐•€๐•‚๐”ธ๐•Š๐”ธ ๐•„๐•€๐•†โ„•๐•๐•†
๐Ÿ”น Notanterahina teny aminโ€™ny Carlton Anosy ny fivorianโ€™ireo komity nasionaly mpandrindra ny tetikasa Mionjo, notarihinโ€™Andriamatoa Ministry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ๐™๐˜ผ๐™๐™Š๐™†๐™Š๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ƒ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™‘๐™š๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™ž๐™–๐™ง๐™–๐™ฎ, natrehanโ€™i ๐‘ซ๐’“ ๐‘น๐‘จ๐’๐‘จ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐’Š๐’๐’๐’”๐’๐’‚ ๐‘จ๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ฌ๐’๐’Š๐’‚, Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, niaraka taminโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka.
Tanjonโ€™ity fivoriana ity ny hanamafisana ny fitarihana nasionaly aminโ€™ny fanatsarana ny fisitrahanโ€™ny mponina rano fisotro madio sy fanadiovana maharitra any aminโ€™ny faritra Atsimonโ€™ny Nosy.
Nankatoavinโ€™ny Komity ny Drafi-piasana sy ny Tetibola isan-taona 2026 sy fanatsarana fomba fiasa hafa izay manamafy ny finiavana hiantoka fitantanana mangarahara, fanatanterahana hentitra ary vokatra hita maso ho anโ€™ny vahoaka.
Nampatsiahivina ireo zava-bita nentinโ€™ny tetikasa Mionjo, toa ny fametrahana fantsona lehibe Mandrareโ€“Sampona efa mamatsy kaominina maro. Teo koa ny fametrahana ยซ MUS ยป aminโ€™ireo faritra marefo indrindra izay manampy koa aminโ€™ny fahaleovatena ara-tsakafo.
Ny tetikasa Mionjo koa dia mitondra aminโ€™ny fanatsarana ny rafi-mpitatanana ifotony.
Mbola mitohy ary maro ireo asa ho tanterahana aminโ€™ny io taona 2026 ho avy io any aminโ€™ny faritra Androy sy Anรดsy.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”