𝔽𝔸ℕ𝕆𝕃𝕆ℝ𝔸ℕ𝔸 π”½π•†π•‹π•†π”»β„π”Έπ”½π•€π•‹β„π”Έπ•Šπ”Έ ℝ𝔸ℕ𝕆 π”½π•€π•Šπ•†π•‹β„π•† 𝕄𝔸𝔻𝕀𝕆 π•Šπ• 𝔽𝔸ℕ𝔸𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸 𝔸ℝ𝕐 𝔽𝕀𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸

𝔽𝔸ℕ𝕆𝕃𝕆ℝ𝔸ℕ𝔸 π”½π•†π•‹π•†π”»β„π”Έπ”½π•€π•‹β„π”Έπ•Šπ”Έ ℝ𝔸ℕ𝕆 π”½π•€π•Šπ•†π•‹β„π•† 𝕄𝔸𝔻𝕀𝕆 π•Šπ• 𝔽𝔸ℕ𝔸𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸 𝔸ℝ𝕐 𝔽𝕀𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸
πŸ”ΉHo fanatanterahana ny politikam-panjakana mikendry ny famaliana haingana ny olan’ny fisitrahana rano, ny Minisiteran’ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana (MEAH), izay tarihin-dRamatoa Minisitra π·π‘Ÿ 𝑅𝐴𝑍𝐴𝐹𝐼𝑁𝐷𝑅𝐼𝐴𝑁𝐼𝐴𝐼𝑁𝐴 π‘€π‘–π‘›π‘œπ‘ π‘œπ‘Ž π΄π‘›π‘—π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Ž πΈπ‘™π‘–π‘Ž , dia mikendry vahaolana voarindra ary maharitra mifanaraka amin’ny filΓ na fototra amin’ny maha-olombelona.
πŸ”ΉMaherin’ny 1➌0 fotodrafitrasa famatsian-drano fisotro madio no napetraka manerana ny Nosy, toy ny:
– Fanamboarana forages de proximites (Analamanga, Anosy, Betsiboka ary Boeny)
– Fametrahana fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio vaovao, sy fanarenana ireo simba (Anosy, Androy, Amoron’I Mania, Menabe, Betsiboka, Boeny , Sava, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, ary Vakinakaratra)
– Fanolorana paopin-drano (Analamanga, Itasy, Sava, ary Vakinakaratra)
– Fananganana toby fitahirizan-dranon’orana (Atsimo Andrefana)
πŸ”ΉIreo fotodrafitrasa ireo dia natao teny an- tanΓ n- dehibe, ambanivohitra ary faritra tratran’ny krizy ara- drano. Mponina manodidina ny 2β“Ώ2 0β“Ώ0 na tokantrano βž‹5 5β“Ώ0 eo ho eo no misitraka rano fisotro madio. Anisan’ny nanampy amin’ny fampihenana ny faharefoan’ny mponina amin’ny tsy fahampian-drano, indrindra ho an’ny vehivavy sy ny ankizy ny zava-bita

πŸ”ΉEo amin’ny sehatry ny fanadiovana sy ny fidiovana dia hita taratra ihany koa ny fandrosoana, amin’ny alalan’ny asa fanadiovana an-tanΓ n-dehibe sy ny fametrahana fotodrafitrasa fidiovana iombonana amin’ny faritra maro, izay nahafahan’mponina ➊3 0β“Ώ0 nisitraka fotodrafitrasa ara-pahasalamana. Ireo ezaka ireo dia mandray anjara amin’ny fisorohana ny loza ara-pahasalamana sy ny fanatsarana ny tontolo andavanandron’ny mponina.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”