
Anisanβny hetsika nanamarihana ny JMT ny fanolorana fitaovana fanadiovana ho anβny kaominina sy ny vondrom-piarahamonina, ahitana, ππππππ, ππππ, ππππππππ, πππππ πππ ππππππ πππππππππ ho fanamafisana ny fahaiza-manao aminβny fitantanana ara-pahasalamana ny fanadiovana, tao aminβny kaominina Manjakandriana, Moramanga, Ambatomirahavavyary Arivonimamo.