
Mitohy ny ezaka ataonβny fitondram-panjakana aminβny fanatsarana ny fisitrahanβny vahoaka rano fisotro madio. Notoloran-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ fotodrafitrasa maharitra ny mponina ao aminβny Fokontany Ambatomainty, ny 07 Aprily 2026.