π
πππππππππ π
ππππππ
πππππ ππ π
πππππππππππ ππ ππππβππ πππππππ ππππππ, ππ π
ππππππππππ πππ ππ π
ππππππππ

Mitaky fandrindrana matanjaka sy fiaraha-mientana mahomby ny fanatrarana ny tanjona nasionaly aminβny sehatry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana (EAH/WASH). Ho fanamafisana izany indrindra no nanatanterahanβny Minisiteranβny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, anio ππ π¦ππ² ππππ, ny Fivoriambe Nasionalinβny fandrindrana ireo mpiara-miombonantoka eo aminβny sehatra EAH/WASH, notarihin-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ, tao Ivandry.

Sehatra stratejika ho anβny fifanakalozan-kevitra sy fandrindrana ireo laharam-pahamehana nasionaly ity fihaonana ity, ahafahanβireo ππ§ππ«π’π¦-π©ππ§π£ππ€ππ§π, π¦π©π’ππ«π-π¦π’π¨π¦ππ¨π§ππ§ππ¨π€π ππ«π-πππ€π§π’π€π π¬π² ππ«π-ππ¨π₯π, π¦π©ππ¦πππ¬π² π―π¨π₯π, ππ’π€ππ¦πππ§ππ§π, π§π² ππ’ππ«ππ‘ππ¦π¨π§π’π¦-π©π’π«ππ§ππ§π ππ«π² π¬ππ‘πππ«π ππ¬π² π¦π’ππ§π€π’π§π mandrindra bebe kokoa ny fandraisanβanjarany aminβny fampandrosoana ny sehatry ny rano, ny fanadiovana ary ny fidiovana manerana ny faritra rehetra eto Madagasikara, fa indrindra any aminβireo faritra marefo.
Anisany ifantohanβny dinika mandritra ity fivoriambe ity ny fanamafisana ny rafitra fandrindrana nasionaly, ny famantarana ireo tetikasa stratejika mila tohana ara-bola, ary ny fampifanarahana ireo fandaharanβasa aminβny Politika Nasionaly momba ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana (PNEAH) sy ny Politika Ankapobenβny Fanjakana ho anβny Fanavaozana (PGE-R).