๐
๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
Tontosa tao aminโny BMH araka izany ny fitsapana mialoha (prรฉ-test) mikasika ny fandinihana sy fanombanana ireo horonantsary momba ny CMH. Ireo fitaovana ireo dia novolavolaina hanamafisana ny fanentanana sy hanampiana ny olom-pirenena hahatakatra sy hanaja bebe kokoa ny fahadiovana sy ny fidiovana eto anivonโny Commune Urbaine Antananarivo.
Ity hetsika ity dia vokatry ny fiaraha-miasanโny MEAH, ny CUA ary ny WaterAid, izay samy miezaka tsy an-kijanona hampiroborobo ny fahadiovana sy ny fidiovana ho tombontsoanโny rehetra.



