
Iray volana sy tapany taorian’ny fidinana ifotony nataon-dRamatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, 𝘿𝙧 𝙍𝘼𝙕𝘼𝙁𝙄𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙉𝙄𝘼𝙄𝙉𝘼 𝙈𝙞𝙣𝙤𝙨𝙤𝙖 𝘼𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙀𝙡𝙞𝙖, dia hita mazava ankehitriny fa mandroso araka ny tokony ho izy ny asa fanorenana eny Mandroseza.