πΉ Tao aminβny EPP Mahavavy, Kaominina Ambatolahy :
Vita soa aman-tsara ny fanarenana tanteraka ny Bloc Sanitaire. Ity fotodrafitrasa ity dia manome vahaolana maharitra aminβny sehatry ny fahadiovana sy ny fahasalamana ho anβireo mpianatra.
β‘ Ireo fitaovana ao anatiny :
β’ Trano fidiovana (zazalahy, zazavavy, sembana)
β’ Toeram-pidiovana
β’ Toetam-panarim-pako
362 no mpianatra misitraka izany
πΉ Tao aminβny EPP Masiakampy, ZAP Anosimena, Kaominina Anosimena :
Tontosa ihany koa ny fandraisana vonjimaika taorianβny fanavaozana tanteraka ny toetam-pidiovana.
β‘ Ireo fitaovana ao anatiny :
β’ Trano fidiovana (zazalahy, zazavavy, sembana)
β’ Toeram-pidiovana
β’ DLM
β’ Toeram-panarim-pako
691 no mpianatra hisitraka izany










