VAOVAOM-PARITRA VATOVAVY: Nahazo rano fisotro madio ny mponina ao Mahavoky Avaratra

VAOVAOM-PARITRA VATOVAVY: Nahazo rano fisotro madio ny mponina ao Mahavoky Avaratra
πŸ”Ή Mitohy ny fanatsarana ny fahazoan’ny vahoaka rano fisotro madio ho an’ny faritra rehetra eto Madagasikara. Notanterahina ny πŸπŸ’ 𝐣𝐨𝐧𝐚 πŸπŸŽπŸπŸ” ny fandraisana ny 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐒𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐨 (𝐀𝐄𝐏𝐆) ao amin’ny 𝐊𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 π€π¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš 𝐌𝐚𝐑𝐚𝐯𝐨𝐀𝐲 𝐍𝐨𝐫𝐝, πƒπ’π¬π­π«π’π€πšπ§β€™π’ 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲, π…πšπ«π’π­π«πš π•πšπ­π¨π―πšπ―π².
πŸ”ΉVokatry ny fiaraha-miasan’ny πŒπ’π§π’π¬π’π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π‘πšπ§π¨, π…πšπ§πšππ’π¨π―πšπ§πš 𝐬𝐲 π…π’ππ’π¨π―πšπ§πš, 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐙𝐀𝐑𝐀 π‘π€ππŽ/𝐂𝐑𝐒 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 π‚π‘πšπ«π’π­π² π–πšπ­πžπ«, dia nahazo tambajotra famatsian-drano maharitra ahitana paompin-drano iombonana miisa 43 ny mponina miisa πŸπŸπŸπŸ• ao an-toerana.
πŸ”ΉAnkoatra ny fanamorana ny fahazaoana rano fisotro madio, dia nihena be ihany koa ny sarany ho an’ny mponina, ka manamaivana ny vesatra nahazo azy ireo izany ary manamora ny fiainany amin’ny akapobeny. Efa napetraka ny rafitra fitantanana matihanina hahazoana antoka fa haharitra sy hiasa araka ny tokony ho izy ny fotodrafitrasa, ho tombontsoan’ny mponina hatrany.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”