Tsimbazaza, 17 Novambra 2025: Tonga namaly ny antsonโ€™ny Antenimierampirenena ireo minisitra miisa enina

๐Ÿ”นIsany tonga namaly ny fampiantsoana azy teny anivonโ€™ny Antenimierapirenena, ny 17 novambra 2025, ny Ministry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana Dr RAZAFINDRIANIAINA Minosoa Anjaratiana Elia.
๐Ÿ”นFotoana iray izay nentina nanambarany fa anisanโ€™ny fanamby faharoa ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™i Madagasikara ny fampisitrahana Rano Fisotro Madio ho anโ€™ny malagasy rehetra ary ny fananana tanana madio.
๐Ÿ”นNoho izany indrindra no nametrahany vina ny aminโ€™ny fanamboarana fotodrafitrasa vaovao sy maharitra ary fanavaozana ireo efa nisy mba ho fanatsarana ny fampisitrahana Rano Fisotro Madio ho anโ€™ny mponina an-drenivohitra sy any ambanivohitra.
โ–ถ๏ธHisy araka izany ny fananganana ny Cellule de Suivi et dโ€™Accรฉlรฉration (CSA) mba hisianโ€™ny fanaraha-maso akaiky ny fampandehanana ny asa famatsiana Rano Fisotro Madio.
๐Ÿ•™Naharitra ora maro ny fihaonana taminโ€™ireo Solombavambahoaka, miisa 58 ireo fanontaniana sy fanamarihana mahakasika ny sehatry ny rano, fanadiovana ary ny fidiovana.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”