Hita ao amin’ny Tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra, nivoaka ny alarobia 14 Mey 2025, Hôtel Vahine Toliara:
Fanatanterahana ny fandaharan’asa fampidirana rano fisotro madio:
- Fanamboarana toeram-pidiovana miisa 5
- Fametrahana forages miisa 11 ao amin’ny Distrikan’i Toliara I sy II
« Laharam-pahamehana ka tsy azo andalovam-potsiny fa tsy maintsy havaozina hatrany ny fampisitrahana rano fisotro madio » hoy ny Filohan’ny Repoblika







