FIFANINANANA FOKONTANY MADIO 2026 !

FIFANINANANA FOKONTANY MADIO 2026 !
Notontosaina tamin’ny 24 sy 25 febroary 2026 lasa teo ny fanorona sy ny fifampizarana momban’ny Code Municipale d’Hygiène ho an’ireo sefom-pokontany ao amin’ireo boriborintany 6. Fiofanana nandritra ny 02 andro izy ity ary notanterahina mba anampiana sy hifapizarana traikefa amin’ny fanadiovana ny tanàna.
Fifaninanana Fokontany madio 2026, tetik’asan’ny Ministeran’ny Rano, ny fidiovana sy ny fanadiovana.

À lire également

𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐍𝐎𝐉𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐏𝐈𝐀𝐀𝟐

𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 – 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔