๐ Fieferamanga – Arivonimamo | 03 Jolay 2025
Nidina ifotony teny aminโny Tanana Vaovao Fieferamanga ny solotenanโny Ministeran’ny Rano, Fanadiovana ary Fidiovana, niaraka taminโny Talemparitry ny Rano Itasy, ny orinasa misahana ny asa vavebty, ary ny Benโny Tanร nan’ Arivonimamo I, Izany no natao hanolorana aminโny fomba ofisialy ny fotodrafitrasa vaovao, izay tafiditra ao anatinโny tetikasanโny Fiadidianโny Repoblika.
Ireto avy no napetraka tao an-toerana :
โข Forages miisa 2
โข Tranonโny mpiambina miisa
โข Tobim-pitehirizam-drano mirefy 40 mยณ
โข Point dโeau miisa 4 manakaiky ireo toerana misy ny mponina
๐ธNy tanjona dia hanatsara hatrany ny fisitrahanโny mponina rano fisotro madio, ho fanatsarana ny fari-piainanโizy ireo, araka ny vina mazava napetraky ny Fanjakana.






