Fidinana ifotony : fokontany Andravoahangy

๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐——๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ : nanatanteraka fidinana ifotony Andriamatoa ANDRIANAMELASOA Lalaina, Minisitry ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana niaraka taminโ€™Andriamatoa Alexandre Georget, PDS izay nijery ny olan’ny fanarina ny rano maloto sy ny ranon’orana izay miteraka fiakaran’ny rano eny aminโ€™ny faritra Andravoahangy .

Nanolotra vahaolana maika ny Ministera dia ny asa fanadiovana tatatra mirefy 1km sy fametrahana fotodrafitr’asa vonjy maika afahana misikotra ireo tatatra voatsindry ambany trano.

Natao izao fiaraha-miasa miaraka aminโ€™ny CUA izao ho fanatanterahana ny asa sy ny fandraofana ny fako izay taterina eny Andralanitra, mandrapiandry ny fanavaozana ireo fotodrafitrasa.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”