Faratsiho : Vita ny asa fanavaozana ny siniben-drano R0 sy R1 ho fanatsarana ny famatsian-drano

Tontosa taminโ€™ny fomba ofisialy ny 10 Jolay 2025 ny fandraisana vonjimaika ireo asa fanavaozana ny Siniben-drano R0 sy R1 ao Faratsiho, izay ao anatinโ€™ny tetikasa fanatsarana ny famatsian-drano fisotro madio ho anโ€™ny mponina.
๐Ÿ”น R0 (80mยณ) : Siniben-drano efa tsy niasa nandritra ny taona maro, izay naverina nohavaozina ankehitriny ho fanitarana ny tambazotra mankany aminโ€™ny Fokontany Miadanandriana.
๐Ÿ”น R1 (80mยณ) : Siniben-drano mamatsy rano ny Fokontany Faratsiho, ahafahanโ€™ny tokatrano miisa 701 misitraka rano fisotro madio avy ao an-tranony. Misy ihany koa ny Kioska fizarana rano miisa 6 izay azonโ€™ny mponina ampiasaina.
๐Ÿ’ง Olona manodidina ny 12 500 no misitraka mivantana izao foto-drafitrasa manan-danja izao.
๐Ÿค Mpiara-miombonโ€™antoka : Lโ€™APPEL, SEDIF, EC ABRAHAM.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”