Ho fanatanterahanasahadynyfanambyfaharoanyRepoblikan’nyFanavaozanaan’iMadagasikara, dia nanolotranyfitantanananytobin-dranoavyamin’ny “forages de proximities” miisatelonyMinisteran’ny Rano synyFanadiovanaarynyFidiovanaizaytarihin-dRamatoaMinistra𝘿𝙧𝙍𝘼𝙕𝘼𝙁𝙄𝙉𝘿𝙍𝙄𝘼𝙉𝙄𝘼𝙄𝙉𝘼𝙈𝙞𝙣𝙤𝙨𝙤𝙖𝘼𝙣𝙟𝙖𝙧𝙖𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖𝙀𝙡𝙞𝙖.
Ny roatamin’ireotobin-dranoireo dia natolotra ho an’nyBoriboritanyfahaenina dia ny Fokontany AmbatolampyAntehirokasynyFokontanin’Andranomena. Maherin’ny 800 nytokantranohisitrakaireofotodrafitrasaireo.
Ny tobin-tranofahatelokosa dia natolotra ho an’nymponina ao Mahitsy, Kaominina Ambohitrimanjaka Distrikan’Ambohidratrimo. Maherin’ny 400 ireotokantra
nohisitrakaizanyranofisotromadioizany.


