Tontosa ny fandraisana vonjimaika ny AEPPS ao Andranovondronina, Antsiranana II, Faritra DIANA, tamin’ny 19 mey 2025, niarahana tamin’ireo manam-pahefana sy mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny.
Ahitana :
• Paompy amin’ny herin’ny masoandro (5m³/ora)
• Tilikambo 10m + toeram-pitehirizana 20m³
• Branchement sosialy miisa 6
Mpisitraka : mponina manodidina ny 513
Mpamatsy vola : Agence de l’eau Artois / AZIMUT
Fanitarana mitohy ho an’ny birao kaominina, CSB, CEG ary toerana fisotroan’ny biby.






