Fanaraha-maso sy fandraisana ara-teknika ireo fotodrafitrasa fidiovana ao amin’ny CHRD Vohipeno sy CSB II Sahasinaka, Faritra Fitovinany

Notanterahina ny 07 sy 08 Mey 2025 ny fanaraha-maso ny asa fanarenana toeram-pivoahana ao amin’ny CHRD Vohipeno (fandrosoana 75%) sy ny fanorenana vaovao tao amin’ny CSB II Sahasinaka (fandrosoana 95%).

Ireo fotodrafitrasa dia samy ahitana kabone 3 sy efitra fandroana 1.

Natao ihany koa ny fandraisana ara-teknika ho an’ireo « incinérateurs » ao amin’ny CSB II Anosiala, Ambila ary Sahasinaka.

À lire également

𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐍𝐎𝐉𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐏𝐈𝐀𝐀𝟐

𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 – 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔