๐ Farafangana โ Talata 27 mey 2025
Taorianโny fihaonana sy fiarahabana nataonโAtoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana taminโireo Ampanjaka teto Farafangana, dia nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa aminโny tetikasa fanamafisana sy fanatsarana ny famatsian-drano fisotro madio ho anโny tanร nanโi Farafangana.
๐ง Ity tetikasa ity dia nihantona hatraminโny taona 2022 ny fanohizana azy, ka ny tranche conditionnelle ihany no vita. Tafiditra ao anatinโizany ireto asa manaraka ireto :
โข Fanamboarana rรฉservoir 800 mยณ (gรฉnie civil),
โข Fametrahana fitaovana hydraulique sy รฉlectromรฉcanique,
โข Fanavaozana ny station de traitement efa nisy.
๐ฃ Nambaranโny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, izay tonga nanome voninahitra ny fankalazana ny JMHM fa efa nandrasanโny vahoakanโi Farafangana hatry ny ela ny fahavitanโity fotodrafitrasa manan-danja ity.
โ
Raha vantany vao nahita ny zava-misy teny an-toerana, dia nanambara mazava Atoa Minisitra fa ho laharam-pahamehana nasionaly ny famitana feno ity tetikasa ity, mba hahazoanโny mponina rano fisotro madio sy maharitra.





