Sabotsy 01.11.25 – TapakanyfefilohaFarafatynyalakamisyalina, ka niterakafahatapahan-dranoteto Toamasina. Taorianโizany dia nidinaifotonynijerynyzava-misyRamatoa Minisitra ny Rano synyFanadiovanaarynyFidiovana, niarakataminโnyMinisitranyMponinasynyFiraisankina, nysolombavambahoaka, nyprefenโny Toamasina aryireotomponandraikitraisan-tsokajiny.
Nandritraiofidinanaio dia napetrakaavyhatranyireovahaolanavonjymaikatelomanaraka :
Fametrahana ยซ batardeau ยป vonjimaikaizayniarahanataminโireorafi-panjakanamarosympiaramombonantokateto an-toerana, hanampyaminโnyfamerenananyfikoriananโnyrano.
Fiaraha-miasaaminโny ONG Ranontsika ho fanamaivanananyvidin-dranoaminโnyfamatsianahaingana.
Fametrahanakamiaomitondraranohanampyaminโnyfamatsianavonjimaika ho anโnymponina.
Ho anโny vahaolana maharitra, dia efa eo am-panomanana ny fanarenana tanterakany ยซ barrage ยป Farafaty mba hiantohana ny famatsian-dranomaharitra ho anโny tanร nanโi Toamasina







