Nanomboka ny 29 Jolay 2025 dia notanterahina ny fandraisana tanteraka ireo fotodrafitrasa rano miisa 09 (forages) vita tao aminโny Kaominina 03 ao aminโny Distrikanโi Betroka, Faritra Anosy : Ianabinda, Bekorobo ary Isoanala.
๐ง Ireo kaominina sy fokontany nisitraka:
Kaominina Ianabinda: mpisitraka 5ย 612
- fokontany Vorokafotse,
- fokontany Bemelo
Kaominina Bekorobo: mpisitraka 299
- fokontany Andalamby,
- fokontany Anja
Kaominina Isoanala: mpisitraka 1 318
- fokontany Lavalila,
- fokontany Androka Atsinefo,
- fokontany Androka Mitsinjo,
- fokontany Benonoky Centre,
- fokontany Fenoarivo
โก๏ธ Totalinโny fotodrafitrasa vita: 09
โก๏ธ Vokatry ny fiaraha-miasa: MEF, DREAH Anosy, UCS/AFAFI SUD, APC Resource, MITI Consulting, solontenam-panjakana sy komity ifotony
๐ Fankasitrahana & fahavononana:
Faly sy afa-po tanteraka ireo mponina aminโny fahazoana fotodrafitrasa maharitra. Nanome toky ihany koa ny tomponโandraikitra eo an-toerana fa hitazona sy hanara-maso ireo paompy mba haharetanโny tombontsoa ho anโny fiarahamonina.










