Notanterahina ny Sabotsy 10 Mey 2025 ny fandraisana vonjimaika ho an’ireo asa fanamboarana paompy vohizin-tanana tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Befeta:
- Tanàna Andohaloabato, Fokontany Tsimanarirazana
- Toetoetran’ny fantsakana:
- Halalin’ny lavaka: 17m
- Haavon’ny rano static: 14,5m
- Isan’ny olona misitraka: Olona 190 sy mpianatra 26 avy amin’ny VOZAMA
- Fitantanana: Ara-pikambanana, mandoa 1000 Ariary isam-bolana isaky ny tokantrano
- Toetoetran’ny fantsakana:
- Tanàna Ambodimanodila, Fokontany Tsimialonjafy
- Toetoetran’ny fantsakana:
- Halalin’ny lavaka: 16,4m
- Haavon’ny rano static: 14,5m
- Isan’ny olona misitraka: Olona 150 sy mpianatra 29 avy amin’ny VOZAMA
- Fitantanana: Ara-pikambanana, mandoa 1000 Ariary isam-bolana isaky ny tokantrano
- Toetoetran’ny fantsakana:
Dingana iray lehibe ho an’ny fanatsarana ny fahazoana rano fisotro madio eny ambanivohitra.






