π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”

πŸ”ΉNandritra ny fananganan-tsaina, ny πŸ“ πŽπ€π­π¨π›π«πš πŸπŸŽπŸπŸ”, dia nitafa tamin’ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny Minisitera ny Ramatoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana,
π˜Ώπ™§ π™π˜Όπ™•π˜Όπ™π™„π™‰π˜Ώπ™π™„π˜Όπ™‰π™„π˜Όπ™„π™‰π˜Ό π™ˆπ™žπ™£π™€π™¨π™€π™– π˜Όπ™£π™Ÿπ™–π™§π™–π™©π™žπ™–π™£π™– π™€π™‘π™žπ™–.
πŸ”ΉNandritra izany, dia nohamafisiny fa sehatra laharam-pahamehana ho an’ny Fanjakana ny Rano, Fanadiovana ary Fidiovana, ary mitaky fahavononana sy fandraisana andraikitra avy amin’ny tsirairay.
πŸ”ΉManoloana ireo fanamby, indrindra ny fiovaovan’ny toetrandro, dia nanentana ny mpiasa izy mba ho mailo, hahay hifanaraka amin’ny zava-misy ary hiasa haingana sy amim-pahombiazana.
πŸ”ΉNotsiahivina ihany koa ny maha-zava-dehibe ny firaisankina, ny fahazotoana ary ny fitantanana tsara ireo fananana iombonana, ho fanatsarana hatrany ny asa sy ny tolotra ho an’ny vahoaka.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŒππŽπƒπˆπŒπˆπ“π€ : πŒπˆπ‡π€π“π’π€π‘π€ 𝐍𝐘 π…π€πŒπ€π“π’πˆπ€π-πƒπ‘π€ππŽ