
Nandritra ny roa andro, ny ππ π¬π² ππ π¨π€ππ¨ππ«π ππππ, ny Minisiteranβny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana (MEAH) dia nanatanteraka atrikasa nifantoka taminβny πππ§ππ¦πππ’π¬ππ§π π§π² πππ§ππ«π’π§ππ«ππ§π, π§π² ππ’π«ππ’π¬ππ§-π€π’π§π ππ«π² π§π² ππ’ππ«ππ‘π-π¦π’ππ¬π, ho fanatsarana hatrany ny fahombiazanβny asa, izay notarihin-dRamatoa Minisitra πΏπ§ ππΌππΌππππΏπππΌπππΌπππΌ πππ£π€π¨π€π πΌπ£πππ§ππ©πππ£π ππ‘ππ.