
Notanterahina, ny ππ ππ€ππ¨ππ«π ππππ, tao aminβny πππ ππ¨ππ§πππ’π§ππ«π, πππ¨π¦π’π§π’π§π πππ§π’π―π¨π‘π’ππ«π ππ¬π’π«π¨ππ§π¨π¦ππ§ππ’ππ², ny fandraisana vonjimaika ny asa fananganana ππ¨ππ¨ππ«πππ’ππ«ππ¬π π
ππ§πππ’π¨π―ππ§π π¬π² π
π’ππ’π¨π―ππ§π (ππππ), natao hanatsarana ny fahazoanβny mpianatra tolotra ara-pahadiovana mifanaraka aminβny fenitra.