???? – ???????? : ?????-???????? ?? ????? ?? ??’?? ??????? ????, ??????????? ?? ?????????

?Nanao fitsidihana ara-pomba fanajana tao amin’ny biraon’ny Minisiteran’ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, tao Ambohijatovo Ambony, ny solontenan’ny WaterAid Madagascar. Ny Minisitra ?? ????????????????? ??????? ??????????? ????, no nandray azy ireo.
?Nifantoka tamin’ny vina sy ny laharam-pahamehana ho an’ny sehatry ny Rano, Fanadiovana ary Fidiovana ny fifanakalozana, indrindra ny fanamafisana ny fiaraha-miasa, ny fandrindrana ary ny famatsiam-bola ho an’ny sehatra.
?Nohamafisina tamin’izany ny fahavononan’ny roa tonta hanohy ny fiaraha-miasa, mba hanamafisana ny fampiasam-bola sy hanafainganana ny ezaka hahafahan’ny Malagasy misitraka rano fisotro madio, fanadiovana ary fidiovana maharitra, mifanaraka amin’ny vina sy ny paikady nasionaly.

À lire également

ECHOS REGIONAUX – SOFIA : UNE SOLUTION D’URGENCE MOBILISÉE POUR AMÉLIORER L’APPROVISIONNEMENT EN EAU À MANDRITSARA

ECHOS REGIONAUX – ANOSY : À HELIBONDRO, DE NOUVELLES INFRASTRUCTURES POUR AMÉLIORER L’ACCÈS À L’EAU ET À L’ASSAINISSEMENT

ECHOS REGIONAUX – BONGOLAVA : DE NOUVELLES INFRASTRUCTURES D’EAU ET D’ASSAINISSEMENT À AMBARARATABE POUR AMÉLIORER LES CONDITIONS DE VIE DE LA POPULATION