
Natolotry ny Filohanβny Fanavaozana, Ny Kolonely πππππππππππππ ππ’ππ‘πΓ«π₯ sy ny Ramatoa vadiny, anio 18 Aprily 2026, tao Ankilimasy I sy II, ao aminβny Kaominina Ankazoabo, ny MUS miisa, notroninβny FilohanβAntenimierampirenena sy ireo mpikambana ao aminβny governemanta vitsivitsy, isanβizany ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana ππ« πππππ
ππππππππππππ ππ’π§π¨π¬π¨π ππ§π£ππ«πππ’ππ§π ππ₯π’π.