
Miharihary ankehitriny ny vokatry ny politika napetraky ny Fanjakana eo aminโny sehatry ny rano, fanadiovana ary fidiovana eto aminโny Farita Menabe. Natolotry ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐, ny ๐๐ ๐๐ฉ๐ซ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐๐๐๐ ny fotodrafitrasa rano fisotro madio, izay ny ๐
๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐จ๐ฏ๐จ๐ซ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐ญ๐ซ๐, ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ข๐๐๐จ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐ ao aminโny Kaominina ambonivohitra Analaiva, Distrikanโny Morondava, no nisitraka izany.

Fotodrafitrasa rano fisotro madio maharitra no napetraka, ahitana ๐๐ค๐ง๐๐๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ค๐๐ฃ๐๐ง๐ค, ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐ง๐๐ฃ๐ค ๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ค (๐๐ง๐๐ฃ๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐ฅ๐๐ง๐ฉ๐๐๐ช๐ก๐๐๐ง), ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ-๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ ๐จ๐ฎ ๐จ๐๐ ๐ค๐ก๐ฎ (๐๐ง๐๐ฃ๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐๐ฃ๐จ๐ฉ๐๐ฉ๐ช๐ฉ๐๐ค๐ฃ๐ฃ๐๐ก), ๐๐ง๐ฎ ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ค๐ก๐ค๐๐ (๐๐ง๐๐ฃ๐๐๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ ๐จ๐ค๐๐๐๐ช๐ญ).

Vokatry ny asa dia tombanana ho olona ๐ ๐00 mahery no misitraka rano madio, mitondra fiovana mivantana eo aminโny fiainanโny tokantrano.

Ankoatra izany, notolorana fotodrafitrasa fanadiovana sy fidiovana ihany koa ny Kaominina Analaiva, izay hitondra fahasalamana ho anโolona anโarivony, ho fanamafisana ny fahadiovana sy ny fiarovana.

Ireo zava-bita ireo dia vokatry ny fiaraha-miasa akaiky nisy teo aminโny MEAH sy ny mpiaramiombonantoka ๐๐๐๐๐๐๐๐. Hatraminโizao dia efa ๐๐ ny fotodrafitrasa famatsiana rano vita ao Menabe, nahafahanโolona maherinโny ๐๐๐ ๐๐๐ misitraka. Eo aminโny sehatry ny fidiovana sy fanadiovana eny an-tsekoly sy toeram-pahasalamana kosa dia efa nahatratra ๐๐ ny fotodrafitrasa natsangana.

Manaporofo izany fa rehefa miray hina ny Fanjakana sy ny mpiara-miombonโantoka, dia tonga any aminโny vahoaka ny fampandrosoana.

Manamafy ny Fanjakana fa hitohy sy hivelatra ny asa, mba tsy hisy Malagasy tavela an-kilabao aminโny fahazoana rano fisotro madio sy tontolo madio.