Ity fiaraha-miasa ity dia mikendry ny:

Hanamafisana ny fahalalana ara-tsiantifika momba ny rano ambaninโny tany

Hanampiana aminโny famolavolana tsara ny toerana hanaovana lavadrano

Hanohanana ny fanapahan-kevitra sy ny fandrindrana tetikasa aminโny sehatry ny rano

Hiantohana ny fitantanana maharitra ny loharanon-drano manoloana ny fiovanโny toetrโandro