๐”ฝ๐•’๐•Ÿ๐••๐•ฃ๐•’๐•š๐•ค๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ง๐• ๐•Ÿ๐•›๐•š๐•ž๐•’๐•š๐•œ๐•’ ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐• ๐•ฅ๐• ๐••๐•ฃ๐•’๐•—๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’๐•ค๐•’ ๐•—๐•’๐•Ÿ๐•’๐••๐•š๐• ๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ค๐•ช ๐•—๐•š๐••๐•š๐• ๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’

๐•๐”ธ๐•†๐•๐”ธ๐•†๐•„-โ„™๐”ธโ„๐•€๐•‹โ„๐”ธ ๐”น๐•†โ„•๐”พ๐•†๐•ƒ๐”ธ๐•๐”ธ: ๐”ฝ๐•’๐•Ÿ๐••๐•ฃ๐•’๐•š๐•ค๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ง๐• ๐•Ÿ๐•›๐•š๐•ž๐•’๐•š๐•œ๐•’ ๐•Ÿ๐•ช ๐•—๐• ๐•ฅ๐• ๐••๐•ฃ๐•’๐•—๐•š๐•ฅ๐•ฃ๐•’๐•ค๐•’ ๐•—๐•’๐•Ÿ๐•’๐••๐•š๐• ๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ค๐•ช ๐•—๐•š๐••๐•š๐• ๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’
๐Ÿ’ฆ Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava, notanterahina ny 14 janoary 2026, ny fandraisana vonjimaika ny ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ, izay napetraka eo aminโ€™ny Gare routiรจre, fokontany Tsaralalร na, Kaominina Ambonivohitra Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava.
๐Ÿ’ฆ Ny fotodrafitra izay naorina dia ahitana efitra sivy (09), ao anatinโ€™izany:
๐Ÿ”น tranofivoahana miisa efatra (04), telo (03) natokana ho anโ€™ny vehivavy ary iray (01) ho anโ€™ny lehilahy;
๐Ÿ”นtrano fivoahana sy trano fidiovana roa (02) natokana manokana ho anโ€™ny olona manana fahasembanana, ka iray (01) ho anโ€™ny vehivavy ary iray (01) ho anโ€™ny lehilahy;
๐Ÿ”นtrano fidiovana roa (02), ka iray (01) ho anโ€™ny lehilahy ary iray (01) ho anโ€™ny vehivavy;
๐Ÿ”นefitra iray (01) fitoeranโ€™ny kojakoja sady ho fivarotana.
๐Ÿ”นpissoirs telo (03) ho anโ€™ny lehilahy sy toerana fanasana tร nana telo (03).
๐Ÿ’ฆ Natsangana ity fotodrafitrasa ity noho ny fitomboanโ€™ny fivezivezena sy ny filร na fototra eo anivonโ€™ny Gare routiรจre Tsiroanomandidy, izay ivonโ€™ny fivezivezena ara-pitaterana sy ara-toekarena ao an-toerana.
๐Ÿ’ฆ Mponina manodidina ny โž‹โ“ฟโ“ฟ isanโ€™andro ny mampiasa ireto fotodrafitrasa ireto, ary antenaina fa ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐๐ข๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š, hampihena ny fiparitahanโ€™ny aretina ary hanome fahafaham-po ho anโ€™ny mpandeha sy ny mpampiasa ny gare izany.
๐Ÿ’ฆ Ity asa fanorenana ity dia tanterahina ao anatinโ€™ny tetikasa TSIROARANO (Water for Life), ary vatsianโ€™ny WaterAid Madagascar vola, ho fanohanana ny fidirana aminโ€™ny rano madio, ny fidiovana ary ny fahadiovana (WASH) ho anโ€™ny rehetra.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”