π½πΈβπππβπΈβπΈ π½ππππ»βπΈπ½ππβπΈππΈ βπΈβπ π½ππππβπ ππΈπ»ππ ππ π½πΈβπΈπ»ππππΈβπΈ πΈβπ π½ππ»ππππΈβπΈ
– Fanamboarana forages de proximites (Analamanga, Anosy, Betsiboka ary Boeny)
– Fametrahana fotodrafitrasa famatsiana rano fisotro madio vaovao, sy fanarenana ireo simba (Anosy, Androy, AmoronβI Mania, Menabe, Betsiboka, Boeny , Sava, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, ary Vakinakaratra)
– Fanolorana paopin-drano (Analamanga, Itasy, Sava, ary Vakinakaratra)
– Fananganana toby fitahirizan-dranonβorana (Atsimo Andrefana)
Eo aminβny sehatry ny fanadiovana sy ny fidiovana dia hita taratra ihany koa ny fandrosoana, aminβny alalanβny asa fanadiovana an-tanΓ n-dehibe sy ny fametrahana fotodrafitrasa fidiovana iombonana aminβny faritra maro, izay nahafahanβmponina β3 0βΏ0 nisitraka fotodrafitrasa ara-pahasalamana. Ireo ezaka ireo dia mandray anjara aminβny fisorohana ny loza ara-pahasalamana sy ny fanatsarana ny tontolo andavanandronβny mponina.



