𝔽𝔸ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕀ℍ𝔸ℕ𝔸 ℕ𝕐 𝔸ℕ𝔻ℝ𝕆 𝕄𝔸ℕ𝔼ℝ𝔸ℕ-𝕋𝔸ℕ𝕐 ℍ𝕆 𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔽𝔸ℍ𝔸𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸 π•Šπ• 𝔽𝕀𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸

𝔽𝔸ℕ𝔸𝕄𝔸ℝ𝕀ℍ𝔸ℕ𝔸 ℕ𝕐 𝔸ℕ𝔻ℝ𝕆 𝕄𝔸ℕ𝔼ℝ𝔸ℕ-𝕋𝔸ℕ𝕐 ℍ𝕆 𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔽𝔸ℍ𝔸𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸 π•Šπ• 𝔽𝕀𝔻𝕀𝕆𝕍𝔸ℕ𝔸
πŸ”Ή Ao anatin’ny fanamarihana ny 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝑴𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-π’•π’‚π’π’š 𝒉𝒐 π’‚π’β€™π’π’š 𝑲𝒂𝒃𝒐𝒏𝒆 (𝑱𝑴𝑻) πŸπŸŽπŸπŸ“, izay tafiditra anatin’ny fahadiovana sy fidiovana, ary mitondra ny lohahevitra hoe Β« π‘°π’π’‚π’Šπ’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ π’Šπ’”π’‚π’β€™π’‚π’π’…π’“π’ π’π’š π’Œπ’‚π’ƒπ’π’π’† 𝒂𝒓𝒂-π’‘π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’π’‚π’Žπ’‚π’π’‚Β», dia nanatanteraka hetsika fanentanana maro ny π‘΄π’Šπ’π’Šπ’”π’•π’†π’“π’‚π’β€™π’π’š 𝑹𝒂𝒏𝒐, π’π’š π‘­π’‚π’π’‚π’…π’Šπ’π’—π’‚π’π’‚ π’”π’š π’π’š π‘­π’Šπ’…π’Šπ’π’—π’‚π’π’‚ (𝑴𝑬𝑨𝑯) niaraka tamin’ny fanohanan’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, ny 18 ka hatramin’ny 22 Desambra 2025.
πŸ”Ή Anisan’ny hetsika nanamarihana ny JMT ny fanolorana fitaovana fanadiovana ho an’ny kaominina sy ny vondrom-piarahamonina, ahitana, π’”π’‚π’—π’π’π’š, 𝒔𝒆𝒂𝒖, 𝒃𝒓𝒐𝒖𝒆𝒕𝒕𝒆, π’›π’Šπ’π’ˆπ’‚ π’‚π’“π’š π’Œπ’Šπ’“π’‚π’“π’ π’‡π’Šπ’‚π’“π’π’—π’‚π’π’‚ ho fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny fitantanana ara-pahasalamana ny fanadiovana, tao amin’ny kaominina Manjakandriana, Moramanga, Ambatomirahavavyary Arivonimamo.
πŸ”Ή Nisy ihany koa ny fitsidihana sy fanolorana ireo fotodrafitrasa fidiovana, toy ny blocs sanitaires (BSAN) izay efa azo ampiasaina , ny lavoara mbola eo am-panamboarana, ary ny fanampiana fitahirizan-drano (rΓ©servoir d’eau) ho fanatsarana ny fitsinjarana sy ny fahazoana rano fisotro madio.
πŸ”ΉAmin’ny alalan’izao fanamarihana izao dia manamafy ny fanoloran-tenany hanatsara maharitra ny tolotra fanadiovana sy fahadiovana, hampiroborobo ny andraikitry ny mpisehatra eny ifotony, ary hampihena ny loza ara-pahasalamana ateraky ny tsy fahadiovana, ny Minisitry ny Rano, Fanadiovana ary ny Fidiovana 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝒁𝑨𝑭𝑰𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑰𝑨𝑰𝑡𝑨 π‘΄π’Šπ’π’π’”π’π’‚ π‘¨π’π’‹π’‚π’“π’‚π’•π’Šπ’‚π’π’‚ π‘¬π’π’Šπ’‚, ho fanatsarana ny fahasalamam-bahoaka sy ny fari-piainan’ny mponina.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”