
Tontonsa ny 04 desambra 2025 lasa teo, tao aminโny fokontany Evato, Kaominina Evato, Distrikanโny Farafangana, faritra Atsimo Atsinana, ny fitokanana ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฌ๐ ๐ซ๐๐ง๐จ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐จ ๐ฆ๐๐๐ข๐จ izay mandeha aminโny herinโny masoandro.