π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π“πŽπ„π‘π€πŒ-ππˆπƒπˆπŽπ•π€ππ€ – π€πŒππŽπ€π’π€π‘π˜ π€π“π’πˆπŒπŽ

Natolotr’i ramatoa Minisitra Dr RAZAFINDRIANIAINA Minosoa Anjaratiana Elia tamin’ny fomba ofisialy ny trano fidiovana vaovao ho an’ny Kaominina Amboasary Atsimo. π“πšπŸπ’ππ’π­π«πš 𝐚𝐨 πšπ§πšπ­π’π§β€™π§π²πšπ¬πš π­πšπ§π­πžπ«πšπ‘π’π§β€™π§π² πŒπ„π€π‡, indrindra eo amin’ny sehatry ny fanadiovana sy ny fidiovana, izany.Β 

Ity fotodrafitr’ asa ity dia nataohanatsarananyfahadiovan’nydaholobesyhanomezanatolotramendrika ho an’ny mponina, ny mpivarotra sy mpanjifaeny an-tsena, ny sekoly manodidina ary ireo mpivahiny sy mpandalo.

Ny tanjonaΒ  Β  Β lehibe amin’ity asa vita ity dia ny hanafoanana ny fangerena ankalamanjana, ny hanatsarana ny fahasalaman’ny mponina ary ny hanomezana endrika madio sy maharitra ho an’ny tanΓ nan’iΒ  Amboasary Atsimo.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”