๐นIsany tonga namaly ny fampiantsoana azy teny anivonโny Antenimierapirenena, ny 17 novambra 2025, ny Ministry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana Dr RAZAFINDRIANIAINA Minosoa Anjaratiana Elia.
๐นFotoana iray izay nentina nanambarany fa anisanโny fanamby faharoa ny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara ny fampisitrahana Rano Fisotro Madio ho anโny malagasy rehetra ary ny fananana tanana madio.
๐นNoho izany indrindra no nametrahany vina ny aminโny fanamboarana fotodrafitrasa vaovao sy maharitra ary fanavaozana ireo efa nisy mba ho fanatsarana ny fampisitrahana Rano Fisotro Madio ho anโny mponina an-drenivohitra sy any ambanivohitra.
โถ๏ธHisy araka izany ny fananganana ny Cellule de Suivi et dโAccรฉlรฉration (CSA) mba hisianโny fanaraha-maso akaiky ny fampandehanana ny asa famatsiana Rano Fisotro Madio.
๐Naharitra ora maro ny fihaonana taminโireo Solombavambahoaka, miisa 58 ireo fanontaniana sy fanamarihana mahakasika ny sehatry ny rano, fanadiovana ary ny fidiovana.







