Natolotra ny Trano Fidiovana Vaovao ao amin’ny Kaominina Amboasary Atsimo

Natolotr’i ramatoa Minisitra Dr RAZAFINDRIANIAINA Minosoa Anjaratiana Elia tamin’ny fomba ofisialy ny trano fidiovana vaovao ho an’ny Kaominina Amboasary Atsimo. π“πšπŸπ’ππ’π­π«πš 𝐚𝐨 πšπ§πšπ­π’π§β€™π§π² 𝐚𝐬𝐚 π­πšπ§π­πžπ«πšπ‘π’π§β€™π§π² πŒπ„π€π‡, indrindra eo amin’ny sehatry ny fanadiovana sy ny fidiovana, izany.
Ity fotodrafitr’ asa ity dia natao hanatsarana ny fahadiovan’ny daholobe sy hanomezana tolotra mendrika ho an’ny mponina, ny mpivarotra sy mpanjifa eny an-tsena, ny sekoly manodidina ary ireo mpivahiny sy mpandalo.
Ny tanjona lehibe amin’ity asa vita ity dia ny hanafoanana ny fangerena ankalamanjana, ny hanatsarana ny fahasalaman’ny mponina ary ny hanomezana endrika madio sy maharitra ho an’ny tanΓ nan’i Amboasary Atsimo.

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”