Tontosa ny 04, 05 ary 06 Novambra 2025 ny fandraisana ara-teknika sy vonjimaika ireo « Collecteurs d’Eau de Pluie » (CEP) ho an’ireo EPP Etrobeke, Amboropotsy, Antanamaeva, Bekako ary Mankara Vavy.
Mpisitraka miisa 2934 no hahazo tombontsoa amin’ity fotodrafitrasa ity, ho fampiroboroboana ny fahazoan-drano madio sy ny fidiovana eny an-tsekoly ary ho fanatsarana ny toe-pahasalamana sy fianaran’ny ankizy.

Mpiaramiombon’antoka :