Betroka, vita ireo fotodrafitrasa vaovao: Mponina 7 229 afaka misitraka rano fisotro!

Nanomboka ny 29 Jolay 2025 dia notanterahina ny fandraisana tanteraka ireo fotodrafitrasa rano miisa 09 (forages) vita tao aminโ€™ny Kaominina 03 ao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Betroka, Faritra Anosy : Ianabinda, Bekorobo ary Isoanala.

๐Ÿ’ง Ireo kaominina sy fokontany nisitraka:

Kaominina Ianabinda: mpisitraka 5ย 612

  • fokontany Vorokafotse,
  • fokontany Bemelo

Kaominina Bekorobo: mpisitraka 299

  • fokontany Andalamby,
  • fokontany Anja

Kaominina Isoanala: mpisitraka 1 318

  • fokontany Lavalila,
  • fokontany Androka Atsinefo,
  • fokontany Androka Mitsinjo,
  • fokontany Benonoky Centre,
  • fokontany Fenoarivo

โžก๏ธ Totalinโ€™ny fotodrafitrasa vita: 09

โžก๏ธ Vokatry ny fiaraha-miasa: MEF, DREAH Anosy, UCS/AFAFI SUD, APC Resource, MITI Consulting, solontenam-panjakana sy komity ifotony

๐Ÿ™ Fankasitrahana & fahavononana:

Faly sy afa-po tanteraka ireo mponina aminโ€™ny fahazoana fotodrafitrasa maharitra. Nanome toky ihany koa ny tomponโ€™andraikitra eo an-toerana fa hitazona sy hanara-maso ireo paompy mba haharetanโ€™ny tombontsoa ho anโ€™ny fiarahamonina.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”