Fidiovana mendrika ho an’ny ankizy 732 ao Ankilivalo, Distrikan’i Mahabo, Faritra Menabe

βœ… Notanterahina ny fandraisana vonjimaika ny fotodrafitrasa trano fidiovana tao amin’ny EPP Ankilivalo, Fokontany Ankilivalo, ny 03 Aogositra 2025 izay hahasoa mpianatra miisa 732.
🀝 Ity asa fanatsarana ny tontolo iainana sy ny fahadiovana ity dia vokatry ny fiaraha-miasa akaiky teo amin’ny MEAH, ny Helvetas Madagascar, ny DREAH Menabe, ny Kaominina ary ny Helvetas Menabe.
🚻 Ireo fitaovana ao anatin’ny trano fidiovana :
β€’ Trano fivoahana
β€’ Toerana fidiovana
β€’ DLM ho an’ny zazavavy sy ho an’ny zazalahy
β€’ Pissoirs ho an’ny zazavavy sy zazalahy
β€’ Fanarim-pako

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”