Fanamafisana ny famatsian-drano ao Mahajanga: fankatoavana ny APD sy fitsidihana fotodrafitrasa lehibe

๐Ÿ“ 31 Jolay sy 01 Aogositra 2025 – Mahajanga
Nidina ifotony teto Mahajanga ny Minisitry ny Rano sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana, Andriamatoa ANDRIANAMELASOA Lalaina, niaraka taminโ€™ny ekipanโ€™ny PAAEP, JIRAMA, DREAH, ary ny bureau dโ€™รฉtudes, hijery ny toerana hametrahana ireo fotodrafitrasa lehibe toy ny bรขche de stockage 5000 mยณ, ho anโ€™ny fanamafisana ny famatsiana rano ao an-tanร na.
๐Ÿค Hetsika niarahana taminโ€™ireo manam-pahefana eny an-toerana: CU Mahajanga, Prรฉfecture, Faritra Boeny, Chef Fokontany, ary ny Komity Loharano, izay tonga niatrika ny fankatoavana ny Avant-Projet Dรฉtaillรฉ (APD).
โœ… Ny 31 Jolay dia vita tanteraka ihany koa ny handrana ho anโ€™ny station de reprise Tsiazonangoly sy ny rรฉservoir 800 mยณ anโ€™Amborovy, izay natao fandraisana farany. Ary nanao fitsidihana ny tetikasa izay hiarahana aminโ€™ny PAAEP any an-toerana.
โœ… Ny 01 Aogositra kosa, notanterahina taminโ€™ny fomba ofisialy ny fankatoavana ny APD, ho anโ€™ny asa fanarenana sy fanamafisana ny systรจme AEP ao anatinโ€™ny tetikasa PAAEP, izay vatsianโ€™ny Banky Iraisampirenena vola.
๐Ÿ” Nisy ny fifanakalozana mivantana taminโ€™ireo mpisitraka, izay nahafahana namaly ireo fanontaniana sy fanamarihana nentinโ€™izy ireo. Nifarana taminโ€™ny fankatoavana tanteraka ny APD ny fotoana.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”