Amboasary Atsimo: Vita ny Trano Fidiovana Voalohany

Tonga aminโ€™ny tanjona iray lehibe eo aminโ€™ny sehatry ny fahadiovana sy ny fahasalamana ny Kaominina Amboasary Atsimo! Vita soamantsara ny 26 Jolay 2025 ny Fandraisana vonjimaika ny trano fidiovana vaovao tao an-toerana.
๐Ÿ‘‰ Ity no foto-drafitrโ€™asa voalohany aminโ€™ny karazany toy izao ato anatinโ€™ny Distrikanโ€™Amboasary Atsimo. Ho vahaolana goavana aminโ€™ny fangerena an-kalamanjana izy ity, araka ny fanambaranโ€™ny Benโ€™ny Tanร na, ary ho entanina ny rehetra mba hampiasa sy hahay hikolokolo ny fotodrafitrasa.
๐Ÿ™ Afa-pahasahiranana ihany koa ny mpivahiny eo an-toerana aminโ€™ny fahafahana misitraka toerana madio sy ara-dalร na. Naneho fisaorana sy fankasitrahana ho anโ€™ny Fitondram-panjakana ireo mponina nisitraka mivantana ity fotodrafitrasa manan-danja ity.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”