Vita ny toeram-pidiovana vaovao ao amin’ny EPP Mahavavy sy Masiakampy: Menabe, 28 jolay 2025

πŸ”Ή Tao amin’ny EPP Mahavavy, Kaominina Ambatolahy :

Vita soa aman-tsara ny fanarenana tanteraka ny Bloc Sanitaire. Ity fotodrafitrasa ity dia manome vahaolana maharitra amin’ny sehatry ny fahadiovana sy ny fahasalamana ho an’ireo mpianatra.

➑ Ireo fitaovana ao anatiny :

β€’ Trano fidiovana (zazalahy, zazavavy, sembana)

β€’ Toeram-pidiovana

β€’ Toetam-panarim-pako

362 no mpianatra misitraka izany

πŸ”Ή Tao amin’ny EPP Masiakampy, ZAP Anosimena, Kaominina Anosimena :
Tontosa ihany koa ny fandraisana vonjimaika taorian’ny fanavaozana tanteraka ny toetam-pidiovana.
➑ Ireo fitaovana ao anatiny :
β€’ Trano fidiovana (zazalahy, zazavavy, sembana)
β€’ Toeram-pidiovana
β€’ DLM
β€’ Toeram-panarim-pako
691 no mpianatra hisitraka izany

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”