Fanamafisana ny Famatsian-drano ao Farafangana: Laharampahamehana nasionaly ny famitana ny tetikasa, hoy ny Minisitry ny Rano

๐Ÿ“ Farafangana โ€“ Talata 27 mey 2025
Taorianโ€™ny fihaonana sy fiarahabana nataonโ€™Atoa Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana taminโ€™ireo Ampanjaka teto Farafangana, dia nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa aminโ€™ny tetikasa fanamafisana sy fanatsarana ny famatsian-drano fisotro madio ho anโ€™ny tanร nanโ€™i Farafangana.
๐Ÿšง Ity tetikasa ity dia nihantona hatraminโ€™ny taona 2022 ny fanohizana azy, ka ny tranche conditionnelle ihany no vita. Tafiditra ao anatinโ€™izany ireto asa manaraka ireto :
โ€ข Fanamboarana rรฉservoir 800 mยณ (gรฉnie civil),
โ€ข Fametrahana fitaovana hydraulique sy รฉlectromรฉcanique,
โ€ข Fanavaozana ny station de traitement efa nisy.
๐Ÿ“ฃ Nambaranโ€™ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, izay tonga nanome voninahitra ny fankalazana ny JMHM fa efa nandrasanโ€™ny vahoakanโ€™i Farafangana hatry ny ela ny fahavitanโ€™ity fotodrafitrasa manan-danja ity.
โœ… Raha vantany vao nahita ny zava-misy teny an-toerana, dia nanambara mazava Atoa Minisitra fa ho laharam-pahamehana nasionaly ny famitana feno ity tetikasa ity, mba hahazoanโ€™ny mponina rano fisotro madio sy maharitra.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”