Fandraisana vonjimaika ny AEPPS ao Andranovondronina: Tetikasa mamaly ny filàn’ny mponina

Tontosa ny fandraisana vonjimaika ny AEPPS ao Andranovondronina, Antsiranana II, Faritra DIANA, tamin’ny 19 mey 2025, niarahana tamin’ireo manam-pahefana sy mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny.
Ahitana :
• Paompy amin’ny herin’ny masoandro (5m³/ora)
• Tilikambo 10m + toeram-pitehirizana 20m³
• Branchement sosialy miisa 6
Mpisitraka : mponina manodidina ny 513
Mpamatsy vola : Agence de l’eau Artois / AZIMUT
Fanitarana mitohy ho an’ny birao kaominina, CSB, CEG ary toerana fisotroan’ny biby.

À lire également

𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐍𝐎𝐉𝐄𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐏𝐈𝐀𝐀𝟐

𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 : 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐓𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐎

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 – 𝐎𝐊𝐓𝐎𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔