𝟘𝟠 π•„π”Έβ„π•‹π•Šπ”Έ: 𝔸ℕ𝔻ℝ𝕆 π•€β„π”Έπ•€π•Šπ”Έπ•„-ℙ𝕀ℝ𝔼ℕ𝔼ℕ𝔸 𝔽𝕀𝕋𝔸𝕂𝕀𝔸ℕ𝔸 ℕ𝕐 ℀𝕆ℕ’ℕ𝕐 𝕍𝔼ℍ𝕀𝕍𝔸𝕍𝕐

𝟘𝟠 π•„π”Έβ„π•‹π•Šπ”Έ: 𝔸ℕ𝔻ℝ𝕆 π•€β„π”Έπ•€π•Šπ”Έπ•„-ℙ𝕀ℝ𝔼ℕ𝔼ℕ𝔸 𝔽𝕀𝕋𝔸𝕂𝕀𝔸ℕ𝔸 ℕ𝕐 ℀𝕆ℕ’ℕ𝕐 𝕍𝔼ℍ𝕀𝕍𝔸𝕍𝕐
πŸ”ΉAmin’izao Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy izao dia manome voninahitra ny herim-po, ny fahaiza-manao ary ny anjara biriky lehibe entin’ny vehivavy amin’ny fampandrosoana ny firenena ny Ministeran’ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana (MEAH), izay tarihin-dRamatoa Minisitra 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝒁𝑨𝑭𝑰𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑡𝑰𝑨𝑰𝑡𝑨 π‘΄π’Šπ’π’π’”π’π’‚ π‘¨π’π’‹π’‚π’“π’‚π’•π’Šπ’‚π’π’‚ π‘¬π’π’Šπ’‚.
πŸ”ΉEo amin’ny fiainana andavanandro dia anisan’ireo mitana andraikitra lehibe amin’ny fitantanana ny rano, ny fahadiovana, ary ny fahasalamana ao an-tokantrano ny vehivavy. Noho izany dia manohy manamafy ny ezaka ny ministera amin’ny fanatsarana ny fahazoana rano fisotro madio, ny fanadiovana, ary ny fidiovana ho an’ny rehetra.
π‘½π’†π’‰π’Šπ’—π’‚π’—π’š π’Žπ’‚π’•π’‚π’π’‹π’‚π’Œπ’‚, π’‡π’Šπ’‚π’“π’‚π’‰π’‚π’Žπ’π’π’Šπ’π’‚ π’Žπ’‚π’π’…π’“π’π’”π’
π“π«πšπ­π«π² 𝐧𝐲 πŸŽπŸ– 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝐑𝐨 πšπ§β€™π§π² 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚!

Γ€ lire Γ©galement

πŒπ€π‡π€πŒπ€π’πˆππ€ : ππŽπ‰π„π‘π„ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€πβ€™ππ˜ 𝐀𝐒𝐀 ππˆπ€π€πŸ

π•π€πŽπ•π€πŽπŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πƒπˆπ€ππ€ : πŒπˆπ“πŽπŒππŽ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π™πŽπ€ππ€ π‘π€ππŽ π…πˆπ’πŽπ“π‘πŽ πŒπ€πƒπˆπŽ

π€πŠπŽπβ€™ππ˜ 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-π“π’π€πˆππ€ – πŽπŠπ“πŽππ‘π€ πŸπŸŽπŸπŸ”