
Taorianโny fankalazana ny faha-66 taonanโny niverenanโny Fahaleovantenanโi Madagasikara, dia nitohy androany 27 Jona 2026 ny hetsika fanadiovana ireo toerana nanaovana lanonana sy fivorianโolona maro, isanโizany ny teny ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ค๐๐ฅ๐ฒ, ๐๐ข๐๐ง๐ฃ๐ ๐๐๐ซ๐๐ ๐๐๐ก๐๐ฆ๐๐ฌ๐ข๐ง๐, ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐ฒ.