๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ

๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ
๐ŸŽค Nandritra ny resadresaka natao taminโ€™ny mpanao gazety, ny Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana, ๐˜ฟ๐™ ๐™๐˜ผ๐™•๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™„๐˜ผ๐™„๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐™ž๐™ฃ๐™ค๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™Ÿ๐™–๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™€๐™ก๐™ž๐™–, dia nanamafy fa miezaka mampiakatra hatrany ny tahanโ€™ny mponina misitraka rano fisotro madio sy fotodrafitrasa fanadiovana sy fidiovana ny Fitondram-panjakana.
๐Ÿ’ฆ Misy araka izany ireo asa natao lahara-pahamehana entina hanatsarana ny fisitrahana rano fisotro madio aminโ€™ny distrika maro eto Madagasikara, toy ny Antananarivo Renivohitra, Avaradrano sy Atsimondrano, Nosy Be, Antalaha, Belo sur Tsiribihina, Marovoayโ€ฆ
Ao anatinโ€™izany ny:
โ–ช๏ธ Fanoloana haingana ireo fantsona izay efa tranainy sy ahitana fahasimbana
โ–ช๏ธ Fanoloana sy fanamboarana paompy sy fitaovana teknika tsy mandeha.
โ–ช๏ธ Fanamboarana sy fanavaozana ireo fotodrafitrasa famatsian-drano.
โ–ช๏ธ Fandraisana andraikitra maika aminโ€™ireo faritra tena iharanโ€™ny tsy fahampian-drano, toy ny fizarana rano ho anโ€™ny vahoaka, fametrahana siniben-drano any aminโ€™ireo faritra tena saro-drano.
Etsy andaniny dia:
๐Ÿ”น Hamafisina ny fanaraha- maso akaiky ny fampiasana ny fitaovana sy ny fanatanerahana ny asa, izay iarahanโ€™ny MEAH sy ny JIRAMA.
๐Ÿ”น Hatsaraina ihany koa ny kalitaonโ€™ny tolotra sy ny faharetanโ€™ny famatsian-drano.

ร€ lire รฉgalement

๐Œ๐€๐‡๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ : ๐๐Ž๐‰๐„๐‘๐„๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐€๐€๐Ÿ

๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐Œ๐ˆ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐™๐Ž๐€๐๐€ ๐‘๐€๐๐Ž ๐…๐ˆ๐’๐Ž๐“๐‘๐Ž ๐Œ๐€๐ƒ๐ˆ๐Ž

๐€๐Š๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ – ๐Ž๐Š๐“๐Ž๐๐‘๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”