
Notanterahina ny ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ ๐๐๐๐ tao Ambovombe ny fanokanana taminโny fomba ofisialy ny biraonโny Fitaleavam-paritry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana (DREAH) Androy, notarihinโAndriamatoa Filohanโny Fanavaozana ny Repoblika, ny ๐รด๐กรด๐ฃ๐๐ก๐ฎ ๐๐ผ๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐๐รซ๐ก, niaraka taminโny Mpanolontsaina Avonโny Fanavaozana, ireo Tomponandraiki-panjakana ambony, isanโizany Ramatoa Minisitry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana, ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐ฃ๐ค๐จ๐ค๐ ๐ผ๐ฃ๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐.